|
|
|
|

Teny iditra1  Ramandiamanana Alfred
Singan-teny  2 Ramandiamanana, 3 Alfred
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Ramandiamanana Alfred (1886-1938/05/17) (DMN, Ramangamalefaka) [3.1]
6 Mpanoratra tantara foronina mahay mitsikera toetr' olona aoka izany. Anarana indrana: DMN, Ramangamalefaka [2.313]
Voambolana  7  Haisoratra: mpanoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08