|
|
|
|

Teny iditra1 Narivony Jean
Singan-teny  2Narivony
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4anarana indrana ihany fa ny tena anarany dia i Jean Rajaonarivony, teraka tamin'ny 17 septambra 1898. Anisan' ny poety efa zokiny manan-talenta tokoa i Jean Narivony, ary tsy misy tsy mahalala na tsy mahay andininy iray na roa amin' ny diam-peniny raha mbola mpianatra nianatra kely malagasy koa, fa ny toetra mampia-vaka tokoa ny poeziany manko dia ny fahaizany - na ny fahakingany angaha no marimarina kokoa - misintona aingam-panahy avy amin'izay zavatra jereny na reny, na zavatra bitika toy inona aza. [2.314]
Fanazavàna teny frantsay  5Narivony Jean (1898-1988) (J. Venus).
6Poète formé au Collège Protestant Paul Minault comme Rahaingoson et Samuel Ratany. Il bénéficie en ce lieu de profonde stimulation intellectuelle et artistique. Il devient enseignant. En 1920, il collabore avec Ny Avana Ramanantoanina et Bolespara aux journaux Akon' Iarivo et Franco sous le pseudonyme de J. Venus, puis à Ny Mpandinika. Il publie des poèmes et de la prose. En 1926, il publie le livre Amboara voafantina en collaboration avec Rodlish. En 1929, il collabore à la revue poétique Kalokalo Tatsinanana, puis avec Rajaonah, à l'encyclopédie Firaketana. Il écrit deux pièces de théâtre: Andry boboka, et Navoakan' ny fasana. Il publie des poèmes dans de nombreuses revues: Ny Fandrosoam-baovao, Ny Mpandinika, Ranovelona.... [1.59]
Voambolana  7 Tantara: olona 8 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  9 Ampamoizamaso
10 Andry boboka
11 Naloan' ny fasana
12 1926 Amboara voafantina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07