Entrée loharano
Mots élémentaires loha ; rano
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
Explications en anglais A spring of water [1.7]
Explications en français Source [1.8]
Exemples ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48]
Mots composés 
Phytonymes 
Titres Loharano (Andrianjafitrimo Edouard)
Voninkazo loharano (Ny Onja)
Proverbes 

Entrée Loharano
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Sous-titre T7
Auteur Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Editions 1996. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy.
Tableaux et planches Tous les titres

Entrée Loharano
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Sous-titre T8
Auteur Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean
Editions 1987. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa.
Tableaux et planches Tous les titres

Entrée Loharano
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Sous-titre T9
Auteur Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile
Editions 1988. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa.
Tableaux et planches Tous les titres

Entrée Loharano
Mots élémentaires loharano
Partie du discours nom propre (journal)
Auteur Andrianjafitrimo Edouard, 1914
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

Entrée Loharano (loha, rano)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333
-22.6166667, 47.8666667
-21.95, 48.1

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/08