Entrée z
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explications en français Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Mots composés 
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée Z
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Zatokilao [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/11/03