Entrée (1/5) | 1 volo |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin' ny faritra sasantsasany amin' ny tenan' ny olombelona na ny biby ary na dia ny zavamaniry aza: Be volon-tratra io lehilahy io ~ Be volo mahafinaritra ny amboan' i Bary ~ Ataon' ny olona fanafody ny volon-katsaka 9 Volon-doha: Efa lava ny volon' ise ka andeha mba hampanetezo [1.1] |
Explications en anglais |
10 hair 11 feathers 12 moss [1.7] |
Explications en français |
13 cheveux, poil 14 plume 15 mousse [1.8] 16 Chez les animaux et l'homme : poils ou plumes, cheveux, etc. 17 Chez les plantes : poils et duvets des feuilles et des tiges. 18 Les mousses et autres petites plantes arboricoles sont elles-mêmes assimilées à des poils sous le nom de volon-kazo [1.196] |
Exemples |
19 Tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472] 20 randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Holonyme |
|
Proverbes | 57 Proverbes contenant le mot volo |
Article |
58 Randzavola: volo ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/5) | 59 volo |
Partie du discours | 60 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
62 Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? ~ Ity lamba tanora volo ity entinao fa tena manendrika anao mihitsy [1.1] |
Explications en anglais |
63 color [1.7] |
Explications en français |
64 couleur [1.8] 65 Couleur, teinte, aspect naturels ; les couleurs obtenues par teinture s'appellent au contraire : loko. [1.196] |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Tableaux et planches |
71 Les Couleurs 72 Robes des boeufs |
Entrée (3/5) | 73 volo |
Partie du discours | 74 nom |
Explications en malgache |
75 Endrika, tarehy: Tsy volon' olona handeha akory ianao izany! [1.1] |
Explications en français |
76 Au sens figuré : préférence, attitude partiale. Exemple : mivolo zanaka : faire des discriminations entre ses enfants [1.196] |
Entrée (4/5) | 77 volo |
Partie du discours | 78 nom |
Vocabulaire |
79 Botanique: herbe |
Explications en malgache |
80 Karazan-javamaniry fahita amin' ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy rantsany, mavo malamalama, poaka aty, nefa misy tonony, mety ho voafihin' ny rantsantanana roa ny habeny, ary ny raviny etiety kely maranitra. Maro karazana ny volo: ny voloandotra, ny voloandritra, ny volodia, ny volodiosy, ny volosanga, ny volosy, ny volotara, ny bararata, ny volotsangana, ny volovaliha, ary ny volovato [1.1] |
Explications en anglais |
81 bamboo [1.7] |
Explications en français |
82 bambou [1.8, 1.13] 83 roseau [1.8] 84 Nom générique des bambous. L. A. Chapelier a relevé anciennement ce nom sur la côte Est pour un bambou autochtone, Ochlandra capitata (Kunth) E.G. Camus ( = Nastus capitatus Kunth) « c'est le bambou dont la tête retombe en panache » écrit-il. Mais ce nom s'applique également aux espèces introduites : Bambusa barbata Trin., Bambusa capitata Trin., Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees, (Poaceae). Ce nom est même étendu aux grandes Poaceae dont les chaumes dépassent souvent 2 m de haut. [1.196] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Nom scientifique |
|
Illustrations |
|
Entrée (5/5) | 92 volo |
Partie du discours | 93 nom |
Explications en français |
94 [racine ancienne] action de préférer, de tirer, de sélectionner [1.196] |
Anagrammes | 95 lovo, volo |
Mis à jour le 2023/12/09 |