Entrée tsinjo
Partie du discours participe
Explications en malgache Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny
¶ hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso
¶ Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay [1.1]
Morphologie 
tsinjo
tsinjoko
tsinjonao
tsinjony
tsinjontsika
tsinjonay
tsinjonareo
tsinjon'
tsinjon-
tsinjom-
tsinjo
tsinjoko
tsinjonao
tsinjony
tsinjontsika
tsinjonay
tsinjonareo
tsinjon'
tsinjon-
tsinjom-
ho tsinjo
ho tsinjoko
ho tsinjonao
ho tsinjony
ho tsinjontsika
ho tsinjonay
ho tsinjonareo
ho tsinjon'
ho tsinjon-
ho tsinjom-
Dérivés 
 
Toponymes 
Exemples Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka. [2.470]
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31