Entrée (1/3) | 1 tanana (tana) |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao 4 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita 5 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa 6 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2] |
Explications en français |
8 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot tanana |
Entrée (2/3) | 16 tanana |
Partie du discours | 17 nom |
Vocabulaire |
18 Biologie 19 Zoologie: (en général) |
Explications en malgache |
20 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1] 21 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) 22 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1] |
Explications en anglais |
23 the hand 24 the forelegs of quadrupeds [1.7] |
Explications en français |
25 la main, les mains [1.3, 1.8] 26 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8] 27 les manches des habits, etc. [1.3] 28 main, manche, rayon [1.5] 29 main [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
30 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472] 31 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471] 32 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Proverbes | 72 Proverbes contenant le mot tanana |
Article |
73 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entrée (3/3) | 75 tanàna |
Partie du discours | 76 nom |
Vocabulaire |
77 Géographie: (en général) |
Explications en malgache |
78 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1] |
Explications en anglais |
79 a town, a city (written with the accent) [1.7] |
Explications en français |
80 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8] 81 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
82 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131] 83 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 94 Proverbes contenant le mot tanàna |
Article |
95 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrammes | 97 tanana, tanàna, tanana, tanàna |
Mis à jour le 2024/06/18 |