Entrée papango
Partie du discours nom
Explications en malgache Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
Explications en français Oiseau papangue [2.415]
 Papangue [1.54]
 Nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
Exemples 
1Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]
2Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [2.996]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée papango
Partie du discours nom
Explications en français Se disait des voleurs [2.415]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/07