Entrée masiaka (siaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana
¶ Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay
Mitovy hevitra: fo vato ~ fon' Itrimo ~ lian-dra ~ lozabe ~ mahery sata ~ mamba noana ~ mangidy ~ ratsy fo ~ sakay kely rano ~ tsy mamela mivalo ~ tsy mifaditrovana ~ tsy mitondra roa
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995] cruel, violent, méchant; piquant, [...]
  [Boiteau 1997] qui a un goût piquant, une saveur agressive
¶ pour les animaux: cruel, féroce
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 41] Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!...
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 144] Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany!
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot masiaka (1): Masiajao

Mis à jour le 2021/11/01