Entrée lanja
Partie du discours nom
Explications en malgache Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
¶ Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [Rajemisa 1985]
Explications en anglais weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [Richardson 1885]
 weight [Hallanger 1973]
Explications en français poids, pesanteur [Hallanger 1974]
 importance; masse, dose [SLP 1986]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [Rabemolaly: Fary, page 211]
2Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [Fanjakana: Fifidianana, page 36]
3mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [Razafiarivony: Harivolana, page 63]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot lanja (1): Ambohimilanja

Mis à jour le 2022/01/13