Entrée izatỳ (itỳ)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy? [1.1]
Explications en français Celui ou celle qui est là-bas, ce qui e [...] [texte complet dans 1.5]
Exemples ry havana, fa malahelo ahy tokoa izaty ikaky sy ineny; [2.69]
Synonymes izato ~ izatony
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/22