Entrée |
izatsy
(itsy)
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [1.1]
|
Explications en français | Celui ou celle qui est là, ce qui [...] [texte complet dans 1.5]
|
Exemples |
1 | Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy.
[2.366]
|
2 | avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro.
[2.529]
|
|
Tableaux et planches |
|
|