Entrée irery
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
Explications en anglais Solitary, alone [1.7]
Explications en français Seul [1.3, 1.8]
 Sans compagnon [1.3]
 Solitaire [1.8]
Exemples 
1Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245]
2Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643]
3Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [2.4]
Morphologie 
Simple : irery
Préfixée : -drery
Dérivés 
Synonymes irery tena ~ tokana
Mots composés 
Analogues  iray ~ tokana ~ hany ~ fotsiny ~ monja ~ singana ~ tsy amboa tsy lambo ~ irery tena ~ boribory ~ vato kiboribory
Proverbes 

Entrée irerỳ (irỳ)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
Explications en anglais Those far away (in sight), plural of iry [1.7]
Explications en français Ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
Mots composés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/21