Entrée gogo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [Rajemisa 1985 page 393]
Explications en anglais a kind of fish [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Arius madagascariensis
Synonymes vahona
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot gogo (1): Ambohigogo

Entrée gogo
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Sakalava] a species of crocodile [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2021/09/27