Entrée zompona
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes jompo
Citations 

2009/09/01