|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  zay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafohezana ny hoe "izay"
4 Teny kely entina mankatò izay lazaina: Moa tsy izany va, ry ambanilanitra? -- Zay [1.1]

Teny iditra (2/2) 5  zay
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Bara+Tanosy] Zandry [1.1]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how zay

Fivaditsoratra  10 azy, 11 iza, zay

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04