Entrée | zakarandahy | |
Partie du discours | nom | |
Vocabulaire | Botanique | |
Autres orthographes | zakarandaha | |
Exemples | Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [Ravelomanana: Lalana, page 183] | |
Entrée | Zakarandahy | |
Partie du discours | nom propre (pseudonyme) | |
Explications en français | Samuël Rajaobelison [Rajemisa 1966] | |
Vocabulaire | Littérature: auteurs | |
Tableaux et planches | Noms de plume d' écrivains malgaches | |
Exemples | Samuel Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [Rajemisa: Fiteny 4, page 10] | |
Mis à jour le 2020/10/17 |
![]() |