|
|
|
|

Teny iditra1  Zafimaniry
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 Zanapoko betsileo, monina amin' ny faritra atsinanan' Ambositra (firaisam-pokontany Antoetra sy Ambohimitombo) malaza amin' ny fahaizan' ny mponina asa sokitra hazo sy vato izay ahavitany fanaka sy sary voakaly izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Sous-tribu particulièrement intéressante du centre-est de Madagascar, occupant le rebord supérieur de la falaise à
5 l'est de la région d'Ambositra...
6 Les villages, preque tous construits sur les hauteurs, sont en bois... [1.11]
Voambolana  7  Tantara: firenena
Kamban-teny rehetra  8 Zafimaniry intime ~ Zaho Zafimaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17