Entrée Zafimaharivo
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Exemples 
1Ramaharivo na Andriamaharivo, niavian'ny Zafimaharivo, nanjaka tany Isandra. [Randriamamonjy: Tantara, page 301]
2Ary na dia isalasalana aza ny anarana tany amboa-lohany dia misy milaza fa taranak'i Ramarohala koa ny andriana nanjaka tany Isandra (ny Zafimaharivo), sy ny tany Manandriana (ny Zanakantara), ny tany Vohibato (Zanakantara), ny tany Lalangina (ny Zafianarana), sy ny tany Tsienimparihy (ny Zafimahafandry), sy ny tany Alananindro (ny Zafindreony) ary ny tany Homatrazo (ny Zafimahatamana) [Randriamamonjy: Tantara, page 287]

2015/08/17