|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 votre |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vitsika lehibe
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (2/4) | 5 votre
![]() |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 anareo, areo: Votre pays: ny tanin-drazanareo. Vos biens: ny fanananareo
8 nao (raha teny entina hanaja olona iray) [1.4] 9 -nao, -areo [1.9] |
| Teny iditra (3/4) | 10 vôtre
![]() |
| Sokajin-teny | 11 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 ny anareo, ny anao: Ma maison et la vôtre: ny tranoko sy ny anareo
[1.4] 13 ny anao, ny anareo [1.9] |
| Teny iditra (4/4) | 14 vôtre
![]() |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 ny anareo, ny anao: Voici le vôtre, voilà le nôtre: inty ny anareo, itsy ny anay
[1.4] 17 ny anao, ny anareo 18 ny havana aman-tsakaizanareo, ny vazivazinao: Je suis des vôtres: namanareo aho [1.9] |
| Fivaditsoratra | 19 vetro, votre |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|