Entrée votoaty
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny
Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. [1.1]
Exemples Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. [2.4]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : votoaty, votoatiny, votoatin', votoatin-
Préfixée : -botoaty, -botoatiny, -botoatin', -botoatin-
Mots composés 
Autres orthographes 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/10/17