Entrée vorom > vôro
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Crême [1.19]

Entrée vorom > vorona
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1]
Explications en anglais A bird, esp. waterfowl [1.7]
Explications en français Oiseau [1.54, 1.8, 1.13]
Exemples Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga
[2.131]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes