|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 voraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3famborahana ny ao am-po, ny ao an-tsaina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4action de manifester sa pensée, ce qu'on a dans le cœur.
[1.3#859] |
| Kamban-teny rehetra | 5manao hehy voraka |
| Teny iditra (2/3) | 6 voraka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko.
9miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10désagrégation, dissolution, action de détacher, de délier, de tirer de, de mettre au jour.
[1.3#859] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 14 voraka |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16lainga.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 17hehy voraka |
| Fivaditsoratra | 18 ravoka, 19 voraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|