Entrée vongadina (vongady)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Vidìna mitambatra: Novongadìn-dRanaivo daholo ny taratasy rehetra tao amin' ilay mpivaro-boky
Morphologie 
vongadina
vongadiko
vongadinao
vongadiny
vongadintsika
vongadinay
vongadinareo
vongadin'
vongadin-
vongadim-
vongadi-
novongadina
novongadiko
novongadinao
novongadiny
novongadintsika
novongadinay
novongadinareo
novongadin'
novongadin-
novongadim-
novongadi-
hovongadina
hovongadiko
hovongadinao
hovongadiny
hovongadintsika
hovongadinay
hovongadinareo
hovongadin'
hovongadin-
hovongadim-
hovongadi-
vongadio

Mis à jour le 2020/07/31