Entrée (1/2) | 1 vondrona |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
7 Politique |
Explications en malgache |
8 andiany [Bara]
[1.78] 9 Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray 10 Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana) [1.1] |
Explications en français |
11 groupe [1.3#854, 1.5#339] 12 réunion, agglomération [1.3#854] 13 ensemble [1.5#339] |
Exemples |
14 Misy filoha ny isam-bondrona. [2.472] 15 olona tsy andairan' ny tsindry aloka ataon' ny matanjaka sy ny vondrona politika sasany. [4.27#] 16 Ny hevitry ny Vondrona Eropeana dia sady manjavozavo no miovaova, tsy miombon-kevitra mantsy ny mpikambana ao. [4.27#] 17 Hanjary toa entam-bondrona, ka mievotrevotra tsy hahavaky tratra antsika mianakavy. [2.245] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 28 vondrona |
Partie du discours | 29 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
31 Botanique: (en général) |
Explications en malgache |
32 Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona) [1.1] |
Explications en français |
33 (sens général : réunis en groupe). Typha angustifolia L. (Typhaceae). Appelé en français : Massette ou « Jonc de la passion ». La souche jeune est consommée comme légume après cuisson. Les tiges servent en sparterie pour faire des nattes grossières. On les brûle pour obtenir un sel par lixiviation des cendres, le siravondrona, utilisé en cuisine et pour rembourrer les coussins. Cette plante a donné son nom à la montagne dite Ambondrombe [Merina]
[1.196] [Betsileo] |
Exemples |
34 Ny sira dia nosoloina sira vondrona na sira hazo. [2.472] 35 ny ranon-davenona andorana ny vondrona, dia tanehiny ny olona atao sira amidy any an-tsena. [2.48] |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2023/08/23 |