|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 vona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a knot, a bow
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 noeud
[1.3, 1.8, 1.13] 6 boucle [1.13] 7 noeud, à une corde, à un mouchoir, etc. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 20 vona |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 tarimo na atoditariana
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 ganglion
[1.13] |
| Voambolana | 24 Haiaina |
| Teny iditra (3/5) | 25 vona |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 nom d'un charme censé protéger l'amour ou l'amitié entre deux personnes (équivalent de Odi-fitia)
[1.196] |
| Voambolana | 28 Finoana |
| Teny iditra (4/5) | 29 vona |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Participe actif d'une drogue ; pigment d'une plante tinctoriale.
32 Ce qui constitue le principe, l'essence, au sens abstrait, comme au sens concret. [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry |
| Teny iditra (5/5) | 34 vona |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[voña]
36 anaran-kazo mamoa
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 Antidesma petiolare Tul. (Phyllanthaceae). Nom relevé par Leandri et Faublée.
[1.196] |
| Voambolana | 38 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 40 vano, vona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|