|
|
|
|

Teny iditra1  volotara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bolotsangana madinika toy ny bararata ary fanao sodina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de volo (2) : grande Graminée). Phragmites mauritianus Kuhth (Poaceae). Malzac l'a confondu avec la Canne de Provence, Arundo donax L. (Poaceae) [Merina] [1.196]
Ohatra  5  Ary nanirian' ny volotara ny rano nisitrihan-dRanoromasina. [2.296#118]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  7 anambolotara
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9 voalotra, volotara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09