Entrée vola madinika
Mots élémentaires vola ; madinika
Partie du discours locution
Explications en malgache Ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [1.1]
Explications en français Pièce de monnaie [1.13]
Synonymes vola vy

Mis à jour le 2023/05/16