Entrée volaina (vola)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano [Rajemisa 1985]
Morphologie 
volaina
volaiko
volainao
volainy
volaintsika
volainay
volainareo
volain'
volain-
volaim-
volai-
novolaina
novolaiko
novolainao
novolainy
novolaintsika
novolainay
novolainareo
novolain'
novolain-
novolaim-
novolai-
hovolaina
hovolaiko
hovolainao
hovolainy
hovolaintsika
hovolainay
hovolainareo
hovolain'
hovolain-
hovolaim-
hovolai-
volao

Mis à jour le 2020/07/31