Entrée vokisa > voky
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
¶ Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
¶ Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko
Explications en anglais  [Hallanger 1973] filled, satiated, satisfied
Explications en français  [Abinal 1888 page 849, Hallanger 1974] rassasié, satisfait
  [Abinal 1888 page 849] qui en a assez
¶ comblé de richesses
Dérivations 
Morphologie 
voky
vokisa
Mots composés, titres, noms 
Analogues  feno ~ miatiaty ~ afa-po ~ afa-diana ~ boboka
Exemples 
1 [Fox: Hainteny, numéro 423] mbola tsy nifamahana ka voky?
2 [Andraina: Mitaraina, page 175] Homàna fa izahay efa voky.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot voky (1): Mahavoky

Entrée vokisa > vokisana (voky)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?
¶ Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra
¶ Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to be satisfied with food
¶ to be subverted
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on rassasie
¶ qu'on incite à la révolte
Morphologie 
vokisana
vokisako
vokisanao
vokisany
vokisantsika
vokisanay
vokisanareo
vokisan'
vokisan-
vokisam-
vokisa-
novokisana
novokisako
novokisanao
novokisany
novokisantsika
novokisanay
novokisanareo
novokisan'
novokisan-
novokisam-
novokisa-
hovokisana
hovokisako
hovokisanao
hovokisany
hovokisantsika
hovokisanay
hovokisanareo
hovokisan'
hovokisan-
hovokisam-
hovokisa-
vokiso