|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voazato |
| Fototeny | 2 zato |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 divisé en cent, mis par centaines
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 5 voazato |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Karazan-javamaniry fihinam-boa, paokanelina
[1.1] 8 hazo fihinam-boa, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo mara mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony ary manome tsiro mamy; 9 ilazana ihany koa ny voan' io zavamaniry io [1.62] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: voankazo 11 Haizavamaniry: hazo |
| Tsipelina hafa | 12 voanjato |
| Tovy hevitra | 13 pokanelina |
| Fivaditsoratra | 14 voatazo, voazato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|