|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voatototra |
| Fototeny | 2 tototra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavà na teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
4 couvert
[1.3#736] |
| Ohatra |
5 misy "marina" betsaka izay voatototra eto an-tany.
[2.285#322]
6 Mbola be lavaka, tsy voatototra tamin' izay, ny fiakaran' Ambohimahazo. [2.270#33] |
| Tovy hevitra | 7 tinototra, tonototra |
| Teny iditra (2/2) | 8 voatotòtra |
| Fototeny | 9 tot |
| Sokajin-teny | 10 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavà na teny frantsay |
11 qu'on a secoué, détendu
[1.3#736] |
| Fivaditsoratra | voatototra, voatotòtra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|