Entrée voatokana (tokana)
Partie du discours participe passé
Explications en français  [Abinal 1888] qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession
  [SLP 1986] spécialisé, réservé
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Fagereng: Tantara, page 75] Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy?
2 [Razafiarivony: Harivolana, page 88] fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra.
3 [SeFaFi ] Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra.

Mis à jour le 2020/07/31