|
|
|
|

Teny iditra1  voatebaka
Fototeny  2 tebaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 méprisé, raillé [1.3#690]
Ohatra  5  Fa raha tsy izany, na zovy na zovy dia voatebaka hoe: " tsy mba olona iny, fa biby! [2.296#41]
Tovy hevitra  6 tinebaka

Fivaditsoratra  7 voatabake, voatebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12