|
|
|
|

Teny iditra1  voatavontay
Singan-teny  2 voatavo, 3 tay
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika
6 Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier.
8 Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac). [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: anana

Fivaditsoratra  10 vatovatoina, voatavontay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17