|
|
|
|

Teny iditra 1  voatanika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 voasitily [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 distillé [1.13]
Ohatra  5  Atsindrony ao anatin' ilay tavoahangy misy vovom-panafody ilay rano voatanika. [2.424#]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how voatanika

Fivaditsoratra  7 ankatoavy, voatanika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26