Entrée voaniho
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-kazo iray fianakaviana amin' ny rofia, ravinala, antendry, sns..., izay sady avo be no lehibe, ny voany mifono ao anaty akora be kirany (fanao borosin-trano), ny nofomboany azo akana menaka (diloilo kaokao) ary ny ao anatiny misy rano manan-tsiro manokana manala hetaheta [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the coconut palm; its fruit [Hallanger 1973]
Définition française le cocotier; son fruit [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Illustrations 

2010/05/19