Entrée voana
Partie du discours nom
Définition malgache karazana biby tsy manana hazon-damosina [SLP 1986]
 [ voaña ] [Bezanozano, Tanala] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Rakotosaona 1972]
 [ voaña ] [Sihanaka] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Rakotosaona 1972]
Définition française insecte [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  voana fandrava ~ voana mahasoa

2009/11/07