Entrée voakapa (kapa)
Partie du discours participe passé
Explications en français Coupé, ruiné [1.3]
Exemples 
1taonina ny hazo sarobidy voakapa ary. [4.27]
2Dia nokapain' ny alika ny vololon-drofia, ka nony efa voakapa dia hoy izy [2.69]
Morphologie 
Passé : voakapa, voakapako, voakapanao, voakapany, voakapantsika, voakapanay, voakapanareo, voakapan', voakapan-, voakapam-
Synonymes kinapa

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/12/18