Entrée voafarana (farana)
Partie du discours participe passé
Explications en anglais  [Richardson 1885] made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end.
Explications en français  [Abinal 1888 page 153] terminé, conclu, limité, rogné, limé
Synonymes finarana
Exemples  [Andraina: Mitaraina] Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy.

Mis à jour le 2021/12/07