|
|
|
|

Teny iditra1  voafaoka
Fototeny  2 faoka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 wiped. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 essuyé, nettoyé, raflé [1.3#151]
Ohatra  6  voafaoka ao ny razana efa lasa, ny mpiara-belona ankehitriny, ny vao ho teraka mbola ho avy; [2.285#]
7  diniho fa zavatra maro loha no voafaoka amin' ny tenin-dRajaoarimbola, ary asehoy ny hamaivan-danjan' ny valy omen-dRanivosoa. [2.314#]
Tovy hevitra  8 finaoka

Fivaditsoratra  voafaoka, 9 voafoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12