Entrée voafandrika (fandrika)
Partie du discours participe passé
Explications en malgache latsaka anaty vovo [SLP 1986]
Explications en anglais ensnared, caught [Richardson 1885]
Explications en français à qui on a tendu un piège, pris au piège; qu'on a accaparé [Abinal 1888 page 146]
 piégé [SLP 1986]
Synonymes finandrika
Exemples 
1Nisy sasantsasany rahateo tohina : voafandrika ve ry zareo? [Wresinski: Mahantra]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [Randriamamonjy: Tantara]
Citations 

Mis à jour le 2021/12/07