|
|
|
|

Teny iditra1 voadombo
Fototeny  2dombo
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
4Tonga dombo na tsy maranitra ka tsy afa-miasa intsony. [2.285]
Fanazavàna teny frantsay  5émoussé, discrédité, annihilé. [1.3#113]
Ohatra  6 Kanefa, mampalahelo, fa io fomba fisainana miorina amin' ny zava-misy sy azo tsapain-tanana io indrindra no voadombo. [1.317#]
Tovy hevitra  7donombo

Fivaditsoratra  8 bodomavo, 9 voadombo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12