|
|
|
|

Teny iditra1  voabango
Fototeny  2 bango
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 plaited in the form called bango [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 mis en touffes [1.3#74]
Ohatra  6  Famisavisana ihany anefa izay, fitsikerana ara-tsaina: fa amin'ny tena kabary aman-dahateny, dia mifameno sy mifampiditra avokoa ireo fomba voabango rehetra ireo. [2.298#]
Voambolana  7  Fandram-bolo
Tovy hevitra  8 binango

Fivaditsoratra  voabango, 9 voabonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12