|
|
|
|

Teny iditra1  voabaiko
Fototeny  2 baiko
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 commanded [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 à qui ou a parlé ou fait un commandement en langage étranger ou par signes [1.3#72]
Ohatra  6  Fa nony efa zajatra aho dia hitako fa hay tsy nisy sahy tena namely ahy mafy ry zalahy ireo fa efa voabaiko hampianatra ahy fotsiny. [2.643#21]
Tovy hevitra  7 binaiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12