|
|
|
|

Teny iditra1  vizavizaina
Fototeny  2 vizaviza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana tsinontsinona; vingavingaina:
5 Aza vizavizaina ny olona tsy mitovy aminao [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ivazivazina, vizavizaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17