Entrée vivitina (vivitra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky
¶ Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra
¶ (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
vivitina
vivitiko
vivitinao
vivitiny
vivitintsika
vivitinay
vivitinareo
vivitin'
vivitin-
vivitim-
viviti-
novivitina
novivitiko
novivitinao
novivitiny
novivitintsika
novivitinay
novivitinareo
novivitin'
novivitin-
novivitim-
noviviti-
hovivitina
hovivitiko
hovivitinao
hovivitiny
hovivitintsika
hovivitinay
hovivitinareo
hovivitin'
hovivitin-
hovivitim-
hoviviti-
vivito

Mis à jour le 2020/07/31