Entrée vilina
Partie du discours nom
Définition malgache Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? [Rajemisa 1985]
Définition française ourlet [Abinal 1888]
Définition française point de rabattement [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée vilina
Partie du discours nom
Définition française  [Merina] (sens général : ourlé, qui ne s'effiloche pas). Ce serait aussi le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

2019/08/17