|
|
|
|

Teny iditra1  vilavilaina
Fototeny  2 vilavila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fozafozaina, entina tsy itondràna roa:
5 Aza dia vilavilaina toy io, retsy, ny zanako, sao dia folaka [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ivilavilàna, vilavilaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17