|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vibrio |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. vibrion] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika faingo amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny kolerà
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 5 birovy, vibrio |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|